Fitsarana

Indroa mahita ny maizina

Ity no tonga amin'ilay fitenenana hoe "Indroa mahita ny maizina". Amin'ny zoma izao no handrenesana ny didim-pitsarana ary eo am-piandrasana izany dia naverina eny Antanimora i Jean-Luc sy i Didier. Ny hamisavisana ny ratsy ho hiavian'ny soa fa irariana ny hahafaka azy ireo hahazoana indray mandroso any amin'ny fahalalahana tanteraka izay dradradradrain'ny mpitondra fa misy eto amin'ny firenena demokratika. Ho ela velona anie ny fanaovan-gazety hanapariahana ny marina izay mendrika ho fantatry ny vahoaka.

Jasmine

Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Vous utilisez un logiciel de type AdBlock, qui bloque le service de captchas publicitaires utilisé sur ce site. Pour pouvoir envoyer votre message, désactivez Adblock.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site

×