Bazary Be ao Toamasina

Mijapy lamasinina ny Prezidansa

Mahagaga sy mahavariana mihitsy ny fitrangan-javatra ankehitriny. Ny hafa no mamono ny voay ka ny sasany no miravaka ny vanginy. Hanokana ny Bazary Be ao Toamasina ny filoha Rajaonarimampianina ny 20 jona izao. Faly ery ny fitondrana fa hitokan-javatra kanefa tsy nisy ariariny na dia iray akory aza nirotsaka tao. An'Ambatovy ny fiantohana ny zava-drehetra kanefa ny fitondrana no mitehan-tratra sy kiho amin'ny fahavitan'ny fotodrafitr'asa lehibe tahaka izao. Asa izay ho kabary mivoaka ao fa ho heno eo ihany ny momba izay.

Jasmine

Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Vous utilisez un logiciel de type AdBlock, qui bloque le service de captchas publicitaires utilisé sur ce site. Pour pouvoir envoyer votre message, désactivez Adblock.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site