Ny hita sy re no zaraina aminareo mpamaky.

Finaritra,

Tonga soa eto amin'ny  VO.HI.ZO !

VOnona HIkajy ny ZOn'ny tsirairay. Zo hahalala, zo hianatra, zo hiaina ara-dalàna sns...


Nanouh Indyah sy Farah dia faly mandray anareo mpikirakira ny aterineto. Ho hitanareo eto ny ampaham-baovao momba ny sosialy, ny kolontsaina, ny karoka isan-karazany ary tsy ambanin-javatra ireo tranga etsy sy eroa eto Antananarivo sy manerana ny faritra 22 ary ireo avy any ivalany.

Tsotra, tsy be safara ny asa soratra atolotray anareo. Tsy miandany amin'ny resaka politika ihany koa tsy hisian'ny olana. Izay ren'ny sofina sy hitan'ny maso no tantarainay mirahavavy ho anareo.

Mamakia finaritra tompoko ! 

Contact :Nanouh : 033 15 377 30

 

Vous êtes le 33101ème visiteur

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site